Miomana amin’ny fidiran’ireo zanatsika kilasy faha 5 ireo sekoly rehetra eto Antehiroka

Miomana amin’ny fidiran’ireo zanatsika kilasy faha 5 ireo sekoly rehetra eto Antehiroka

Miomana amin’ny fidiran’ireo zanatsika kilasy faha 5 ireo sekoly rehetra eto Antehiroka, efa mipetraka ny lamina niarahana tamin’ny chef ZAP sy ireo mpanabe ary nahazo fitaovana avy amin’ny fitondram-panjakana ireo sekoly miankina sy tsy miankina hitandroana ny fahasalaman’ny mpianatra eny an-tsekoly.
Ankoatra izay dia mitohy hatrany ny fizarana ny Covid-Organics.
Hisaorana manokana ny Fitondram-panjakana izay nahafahantsika nisitraka ireo fanomezana rehetra ireo.

Discussion de l'article

Sois le premier à laisser un commentaire ! “Miomana amin’ny fidiran’ireo zanatsika kilasy faha 5 ireo sekoly rehetra eto Antehiroka